chat

NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO

NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY  SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO

NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO

Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:"Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky azy ity hiezaka haka tahaka azy (SAW) amin’izany, araka ny teniny manao hoe:"Ataovinareo tahaka ny nahitanareo ahy nanao azy ny Swalat". Notaterin’i Al-bokhàri". Koa manentana antsika rehetra mba hamaky an’izany sy hanazava an’izany amin’olona.

zaraina: